|
|
|
|

Entry1  tsy vaky afero
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] olona tsy mahalala menatra na kely ara; olona lany henatra; tsy menatra, tsy valahara
Elementary words  4  tsy, vaky afero
Synonyms  5  tsy vaky atatra
Compound words 

Updated on 2024/12/27